Entry | 1 raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 raha, baka, mihorirana, ianao, izaho, kirongo, azo, idirana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina |
Synonyms | 5 raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho, raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |